click below
click below
Normal Size Small Size show me how
Malagasy Greetings
Basic Greetings in Malagasy
Question | Answer |
---|---|
Fiarahabana | Greeting |
Manao ahoana e! | Hi! |
Manao ahoana ianao! | Good morning! |
Manao ahoana e!! | Good afternoon!, Good evening! |
Tonga soa e! | Welcome! (to greet someone) |
Faly miarahaba anao ra-namana! | Hello my friend! |
Fahasalamana? | How are you? (friendly) |
Manao ahoana ny fahasalamanao? | How are you? (polite) |
Tsara fa misaotra! | I'm fine, thank you! |
Ary ianao? | And you? (friendly) |
Ary ianao, manao ahoana ny fahasalamanao? | And you? (polite) |
Tsara ka! | Good |
Tsy dia tsara / Tsy dia tena tsara loatra! | Not so good |
Ela tsy nihaonana! | Long time no see! |
Nalahelo anao aho. | I missed you. |
Inona ny vaovao? | What's new? |
Tsy misy. | Nothing new. |
Misaotra betsaka! | Thank you (very much)! |
Tsy misy fisaorana! | You're welcome! (for "thank you") |
Tsy misy fisaorana! | My pleasure! |
Mandrosoa ô / Mandroso tompoko ô/ Mandrosoa tompoko ô! | Come in! (or: enter!) |
Mirary anao ho tonga soa aman-tsara any an-trano! | Make yourself at home! |